Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
Laissé par : Mafianaty
le 22/05/2026 06:46
ho an'ireo ex rehetra🎶😍
Njakatiana - Izaho mitia (06:05)
Laissé par : mahefatoky
le 21/05/2026 18:30
Atolotro ho an’ilay olona tena tiako nahalatsa-pitiavana ahy lalina.
Alkah & M'rad - Fitiavana Marina (03:54)
Laissé par : Mafianaty
le 19/05/2026 12:12
Atolotra ho an'i boo na i Edena
Tarika Tsinjo - Any ilay malala (03:22)
Laissé par : atal
le 17/05/2026 07:24
Réjouissez vous les amis😉
Bodo - Tia anao (05:05)
Laissé par : hery
le 12/05/2026 09:47
Tadidiko ity hira ity tao amin'ny Radio Fihavanana tao Fianarantsoa ❤️
