Liste des dédicaces

Liste des dédicaces laissés par les auditeurs

Laissé par : Fetraniaina0129 le 26/02/2024 09:37
😘
Laissé par : GeraldinTahir le 26/02/2024 04:55
Asco music-tsy mimpoly S'il vous plait ????
Laissé par : Fetraniaina0129 le 25/02/2024 21:42
😜
Laissé par : W65E3NUZIEND24L37A5OGT3PNM-00 le 23/02/2024 05:39
Laissé par : W65E3NUZIEND24L37A5OGT3PNM-00 le 23/02/2024 05:01
Laissé par : Sitraka Daniel le 22/02/2024 07:51
Ho an Romeo ty ee
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 21/02/2024 16:21
Mahafinaritra ahy loatra e :coolmad: :coolmad:
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 21/02/2024 07:35
Atolotra ho an'i Dera sy Nomena ao amin'ny MPTC e!!!
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 20/02/2024 16:13
Dia hotiaviko izy, hotiaviko... Rehefa tsy ho ahy ihany ianao
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 20/02/2024 16:09
Tiako ianao, eny tiako ianao Mamiko ianao rahatrizay
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 20/02/2024 05:20
Aleo rangahy asiana faharoa fa ohatran'ny mahafinaritra be ilay hira ato an!
Laissé par : Matth1994Sa1992 le 19/02/2024 18:15
Fun :coolsmirk:
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 19/02/2024 16:13
Atolotra ho an'ny mpianatry ny MPTC rehetra
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 19/02/2024 07:53
Mba mahafinaritra ahy ity hira ity dia atolotra ho an'izay mahafantatra ahy rehetra ô!
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 17/02/2024 09:56
Atolotra ho an'i Voara namako ao amin'ny MPTC e
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 16/02/2024 09:35
Tsara be eeee :coolgrin: :coolgrin:
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 16/02/2024 07:12
Atolotra ho an'ny mpianatry ny MPTC rehetra e! :coolcheese: :coolcheese:
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 15/02/2024 10:30
Aleo asiana fanajana kely an
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 15/02/2024 09:30
Atolotra ho an'ny mpianatry ny MPTC rehetra e!
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 14/02/2024 17:19
Afaka alefa rehefa avy eo ve ity fa enregistreko
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 14/02/2024 17:07
Aleo asiana mihetsiketsika kely indray e 😊 😊 😊
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 14/02/2024 16:02
Milay e :coolgrin: :coolgrin: Izahay koa mpankafy Tovo J'Hay
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 14/02/2024 15:42
Ity hira ity dia atolotra ho an'izay manana olon-tiana rehetra ô!
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 14/02/2024 09:38
Tiako loatra ilay hira dia mba mahafinaritra ahy e
Laissé par : hagamamytahiana2023 le 14/02/2024 08:18
Voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany. Amena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.017