Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
Melky - Sao dia (04:28)
Laissé par : dd
le 11/06/2026 09:29
Raha ny eto an-tany
Ny olon-tsara tsy lany,
Fa misy tia ahy koa any ho any..
Farakely - Tiako izy (04:01)
Laissé par : dd
le 11/06/2026 09:14
❤️ Rehefa izy no eo anilako eo
Hitako sy reko feo,
Toa ahy izao rehetra izao!
Isaorako ianao 'Lay Avo Indrindra
Tantano ho tsara famindra
Hiankina Aminao!
Fa tiako izy, izy irery
🙏🎤
Bodo - Ampamoizo (04:18)
Laissé par : dd
le 11/06/2026 08:50
Ampamoizo aho fa tebiteby foana Ny miandry ilay " TSIA" Tsy hamonjy ny fotoana Indray ianao 👍❤️ Anio 🎶
Dadah Rabel - Tia dia tia (06:24)
Laissé par : dd
le 11/06/2026 08:20
😍 Tsy mampaninona ahy akory, fa izay foinao no atolory ! satria aho tia, tena tia! ❤️
Laissé par : dd
le 11/06/2026 08:17
😎❤️👍
Koa raiso ny tanako F’izay ombanao dia ombako Satria tsy mety haiko Ny tsy hitia anao
Laissé par : Herzrasamoels
le 06/06/2026 07:11
❤️❤️
