Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
Poopy - Mahavariana (04:26)
Laissé par : dd
le 07/07/2024 21:34
Aza ravana, aoka tsy simbana
Ny zavatra mety hahasoa 😊
Bodo - Aza tsaraina (08:59)
Laissé par : dd
le 07/07/2024 21:31
Tsy misy akory ny tonga lafatra :coolmad:
Laissé par : dd
le 07/07/2024 20:17
Ianao ilay tsy manan-tsahala
Ilay nisafidy hizara ny hoaviko
Ianao no hany tokako malala
AMPIZIFA - Ilay fitiavana (04:21)
Laissé par : AMPIZIFA
le 05/07/2024 09:31
Ilay fitiavana no ataovy ambony indrindra... Mirary soa daholo
AMPIZIFA - Izy no vatolampiko (04:13)
Laissé par : AMPIZIFA
le 04/07/2024 08:40
Atolotra ho antsika rehetra: Mafy ny fiainana nefa na inona sedra dia eo foana Andriamanitra Vatolampitsika...
Lalao rabeson - Fara-fandihizana (03:29)
Laissé par : 7rindra7
le 02/07/2024 14:18
Salama tompoko,
Ity hafatra ity dia ataoko aminareo angatahako ny "version complet" an'ity hira ity, tiako loatra ka tiako raha mba tsy ilay "version Live" amin'ny youtube indray no henoina.
Mankasitraka ary misaotra mialoha tompoko
Ifanihy - Ibetombo sy Iklina (03:07)
Laissé par : heriniainamendrika1
le 27/06/2024 07:10
mirary alakamisy finaritra eh mandrosoa hasina
Ny Mpitory - Sarobidy (02:23)
Laissé par : rmahefa
le 22/06/2024 19:07
Ity aki ilay hira ry malalako a
G4TRO - SANATRIA HANADINO (03:56)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 22/06/2024 08:34
Efa elaela tsy heno dia hiverenana indray e 😊 😊 😊
Ax - Sasa-miandry (05:01)
Laissé par : heriniainamendrika1
le 21/06/2024 14:25
Mba aiza lery ty zao eh?
Samoela - Izy irery (04:39)
Laissé par : heriniainamendrika1
le 21/06/2024 13:09
ho anlah lesy ra pah 😉
Jeneraly - Dadan'ialahy (02:59)
Laissé par : heriniainamendrika1
le 21/06/2024 08:08
Tokony mba afaka enoina sy telechargena atram farany zalah
