Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
JEAN KELY & BASTH - ANY IZY (04:47)
Laissé par : yvespandria
le 20/06/2023 21:25
Bika avy aty Atlanta. Miarahaba antsika malagasy maneran-tany ho tratry ny fetin'ny faleovantena . Ho ela velona e !
Laissé par : lurissAdr
le 24/05/2023 04:32
😊
'Zay - IANAO (04:26)
Laissé par : kimax
le 22/05/2023 14:44
hoan ilay malalako ao antsirabe mahazoarivo ampitany cenacle
TROPICAL MOZIKA - ZESTA (04:04)
Laissé par : marcellinrakoto742
le 06/05/2023 12:08
Tropical mozika zestanao
Rija - Nannie - Tosy - Ny hirako (05:29)
Laissé par : dd
le 24/04/2023 05:55
Hirao ny hirako, raha mahatsiaro ahy ianao..., indrindra lay misy feo faharoa iny 😊 😊
Bessa - Ny Andriamanitra inoako (03:30)
Laissé par : dd
le 21/04/2023 16:35
Dia Andriamanitra Fitiavana ...
