Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
Barijaona - Havako anie izy izay (03:12)
Laissé par : htrakotondramasy
le 19/08/2024 08:02
Atolotra ho an'ny Havako sy ny Namako rehetra.
Liva sy Nirina - TIAKO IANAO (05:42)
Laissé par : htrakotondramasy
le 16/08/2024 07:56
Atolotro ho Anao
Laissé par : htrakotondramasy
le 16/08/2024 04:43
Manina anareo havako any IARIVO, te ho any aho fa tsy afaka. Mirary soa hatrany.
Narisoa - Fetinao (04:39)
Laissé par : htrakotondramasy
le 16/08/2024 04:33
Atolotro ho an'ireo rehetra manana anniversaire amin'ity volana Aogostra ity.
Rebika - FALY AHO (03:46)
Laissé par : htrakotondramasy
le 15/08/2024 13:24
Salama RadioVazoGasy, Mba mangataka hira ity ho an'ny namana rehetra ao Nosy Be Hell Ville, ho an'ny ekipa Coiffure Rafaly. Avy @ Chef Lalaina
