Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
Steph Rambi - Mitia (03:20)
Laissé par : Malalatianatiavina
le 25/07/2024 20:52
Ho any le malalako 😘
Silo - rimorimo (05:03)
Laissé par : ikalalila
le 25/07/2024 16:01
Atolotra an'i Tsiry sy Ando manokana, fahatsiarovana ny tany Toulouse e ! : 😉
Laissé par : ramian_Gasy_Loud
le 24/07/2024 17:44
😊 😊 Ramian ft Arione Joy!!
Laissé par : ranaivosonsitraka77
le 19/07/2024 11:56
mahaleo aty ambanivohitsa
Farakely - Ianao no hasambarako (04:13)
Laissé par : dd
le 11/07/2024 22:06
😊 Tiako ny eo akaikinao ho toerana hisy ahy
Ary koa hiainako rahatrizay. 😳
Poopy - Mahavariana (04:26)
Laissé par : dd
le 07/07/2024 21:34
Aza ravana, aoka tsy simbana
Ny zavatra mety hahasoa 😊
Bodo - Aza tsaraina (08:59)
Laissé par : dd
le 07/07/2024 21:31
Tsy misy akory ny tonga lafatra :coolmad:
Laissé par : dd
le 07/07/2024 20:17
Ianao ilay tsy manan-tsahala
Ilay nisafidy hizara ny hoaviko
Ianao no hany tokako malala
AMPIZIFA - Ilay fitiavana (04:21)
Laissé par : AMPIZIFA
le 05/07/2024 09:31
Ilay fitiavana no ataovy ambony indrindra... Mirary soa daholo
