Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
iara - Aza dorana ny ala (03:31)
Laissé par : lambomena
le 21/03/2024 10:01
journée internationale des forêts, aza dorana ny ala, tsinjovy ny taran-tsika !!!
Laissé par : W65E3NUZIEND24L37A5OGT3PNM-00
le 10/03/2024 05:07
Joy K - K'AZA ARIANAO (04:06)
Laissé par : MialisoaLisa
le 08/03/2024 19:05
K'aza arianao, Joy K.
Mba mangatka an'ity hira ity.
Tena tiako loatra ilay hira.
Misaotra betsaka o.
BAPASY - HIKORANA AMINAO (04:16)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 06/03/2024 23:15
Aleo aloha asiana hira mampandihy vao maraina kely :coolgrin: :coolgrin:
Mbolatiana - Izy telo mianaka (04:38)
Laissé par : randinaval
le 06/03/2024 17:51
Afaka mahazo ito hira ve azafady indrindra? misaotra
Asco Music - Manigne (04:18)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 04/03/2024 07:21
Ity hiran'i Asco Music ity dia ho atolotro manokana ho an'i Mme Sanja satria anniversaire-any androany dia ity no solon'ny cadeau anao, dia mirary soa ho anao ho tratra ny 40 taona manaraka e! (1984-2024)
Mamy Robinson - Hiandry anao (05:10)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 27/02/2024 06:54
Hiandry anao foana aho
Lalao rabeson - Izaho irery (03:50)
Laissé par : lalaheritiavinar
le 26/02/2024 11:41
Mankasitraka indrindra tompoko !
Asco Music - TSY HIMPOLY (05:01)
Laissé par : GeraldinTahir
le 26/02/2024 04:55
Asco music-tsy mimpoly
S'il vous plait ????
dadafaratolotra - aza_avelanao (01:09)
Laissé par : W65E3NUZIEND24L37A5OGT3PNM-00
le 23/02/2024 05:01
Laissé par : Sitraka Daniel
le 22/02/2024 07:51
Ho an Romeo ty ee
Eric Tahina - Tsy manahy lazao (05:10)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 21/02/2024 16:21
Mahafinaritra ahy loatra e :coolmad: :coolmad:
JACKY - LAKANAO (04:10)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 21/02/2024 07:35
Atolotra ho an'i Dera sy Nomena ao amin'ny MPTC e!!!
Johary - tiako foana (07:19)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 20/02/2024 16:13
Dia hotiaviko izy, hotiaviko... Rehefa tsy ho ahy ihany ianao
Ivoara - Tiako ianao (05:16)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 20/02/2024 16:09
Tiako ianao, eny tiako ianao
Mamiko ianao rahatrizay
Joy K - HO IRAY (03:56)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 20/02/2024 05:20
Aleo rangahy asiana faharoa fa ohatran'ny mahafinaritra be ilay hira ato an!
