Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
'Zay - MALALA (04:46)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 14/02/2024 15:42
Ity hira ity dia atolotra ho an'izay manana olon-tiana rehetra ô!
Hery - Mila kisa (05:06)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 14/02/2024 09:38
Tiako loatra ilay hira dia mba mahafinaritra ahy e
Willah - Misaotra (05:11)
Laissé par : hagamamytahiana2023
le 14/02/2024 08:18
Voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany. Amena.
Raberanto - Any ilay malala (04:01)
Laissé par : GLACIA
le 06/02/2024 12:02
tiako foana ity hira ity , fahatsiarovana olona iray izay
Laissé par : ginotrabenandrasana
le 03/02/2024 17:59
RAMBAO TSIKITSIKY TONONKIRA
Din Rotsaka - VOLA (04:12)
Laissé par : Yussuf
le 31/01/2024 13:19
Bonjour!
Pourriez vous s'il vous plaît m'envoyer la chanson din rotsaka-vola
Merci
Doc Holliday - Tena Tia Tokoa (03:15)
Laissé par : Hendrybemihintsy
le 06/01/2024 12:00
:red: %-P Blues rock
Kiaka - Sambatra (04:18)
Laissé par : Hendrybemihintsy
le 06/01/2024 08:54
A @Nandrianiniaina :red: 😘
Telo isan-jato - Mitorajofo (04:02)
Laissé par : randriamananandriamparany2016
le 03/01/2024 11:32
Miarahaba antsika rehetra mahatratra ny taona 2024. Mangataka an'io hira io tompoko. 😉
NY ANTSA FITIAVANA - BABONAO (04:42)
Laissé par : mamy1986
le 20/12/2023 09:33
Mba mangataka ireo hiran'ny tarika ny antsa fitiavana ao anaty play list
