Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
Bessa - Ny hiran'ny foko (03:31)
Laissé par : rasfet
le 07/02/2022 20:44
Tsara ny vazo gasy fa MBA ampidiro eto daholo ireo hira tsy lefy laza fahiny , de misaotra @ fandraisana tompoko
Laissé par : ikalamako
le 07/02/2022 17:42
harivahariva indray dia mba en mode manjamanja miaraka amin'i #RadioVazoGasy
Laissé par : mandapitiaheriniaina
le 02/02/2022 09:33
:smirk: kodiaran tsarety
Kelly Rajerison - Isaorako anao (04:16)
Laissé par : ikalamako
le 01/02/2022 22:34
Isaorako Anao ry Namana iray, isaorako Anao nampianatra anay hifankatia tahaky ny itiavaNao anay.
Laissé par : hery
le 01/02/2022 21:36
Merci Felana pour cet album.
Serviak - Hikalo (04:15)
Laissé par : mamatiako1957
le 30/01/2022 18:41
Tiako ny Hiran'io tovolahy io
Rossy - Omena azy (03:45)
Laissé par : ikalamako
le 29/01/2022 14:32
Tsy hita izay omena azy... fa hirahira sy mozika no omena irý akamako #NdrinaZopanage irý androany 😘
Laissé par : ikalamako
le 28/01/2022 21:24
Fa teo anelanelany teo nisy sampanana :sick: ... soava dia dia ho ambinina neninay #nenyJuliette
Laissé par : ANARIM
le 27/01/2022 14:42
Meteza Ianao anio Andriamanitra ô ho hery sy toky ho anay amin'izao famoizana an'i neny izao...
Eny Tompo, manaiky izahay, nefa malemy no sady kely... Torovana tsy ampy hery... Aza avelanao ho irery...
Laissé par : ikalamako
le 19/01/2022 13:29
Manjombona indray ny lanitry ny kanto malagasy. Misaotra ary soava dia, dia ho ambinina, zoky Erick ! :long: :long: :long:
Tonton Pa - Demokrasia (04:26)
Laissé par : andrysolofotiana09
le 14/01/2022 04:22
Salama,izaho dia anisan'ireo mpankafy ny hiran'i Tonton Pa,dia MBA mangataka an'io hira tompoko
Laissé par : ikalamako
le 13/01/2022 20:25
Ity hira ity dia atolotr'ikalamako ho an'i Fahamarinana Maharitra fa nataony leo mihitsy izahay folo taona lasa izay fa intelo isan'andro ity no nalahany 😜 😊 😊
Tiana sy Silo - Malahelo ny fo (04:02)
Laissé par : dd
le 11/01/2022 08:42
Maraindraina, be zavona, ahatsiarovana ny akany :coolhmm:
Solo - ISAKY (04:16)
Laissé par : hery
le 10/01/2022 20:12
Hira tiako ahatsiarovako an'izay namako iray izay... isaky ny hitanao
Laissé par : hery
le 09/01/2022 18:21
Je mets des dédicaces ici parce qu'il vont s'afficher à la page de Radiovazogasy sur Facebook 😊
Feo Gasy - Tena Marina Tokoa (03:23)
Laissé par : hery
le 09/01/2022 18:18
Tena marina tokoa ny ohabolan-drazantsika 😊
POOPY - Misy Antenaina (03:42)
Laissé par : hery
le 09/01/2022 17:55
Mbola misy foana ny antenaina 😊
