Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
Laissé par : shina
le 21/02/2022 04:54
.tiko fa mba alefaso
Riccardo - Fitiavako mangina (03:47)
Laissé par : Thera_Claude
le 11/02/2022 23:12
bonne nuit à tous
Felana Rasolondraibe - Andro soa (03:10)
Laissé par : W65E3NUZIEND24L37A5OGT3PNM-00
le 10/02/2022 09:21
Bessa - Ny hiran'ny foko (03:31)
Laissé par : rasfet
le 07/02/2022 20:44
Tsara ny vazo gasy fa MBA ampidiro eto daholo ireo hira tsy lefy laza fahiny , de misaotra @ fandraisana tompoko
Laissé par : ikalamako
le 07/02/2022 17:42
harivahariva indray dia mba en mode manjamanja miaraka amin'i #RadioVazoGasy
Laissé par : mandapitiaheriniaina
le 02/02/2022 09:33
:smirk: kodiaran tsarety
Kelly Rajerison - Isaorako anao (04:16)
Laissé par : ikalamako
le 01/02/2022 22:34
Isaorako Anao ry Namana iray, isaorako Anao nampianatra anay hifankatia tahaky ny itiavaNao anay.
Laissé par : hery
le 01/02/2022 21:36
Merci Felana pour cet album.
Serviak - Hikalo (04:15)
Laissé par : mamatiako1957
le 30/01/2022 18:41
Tiako ny Hiran'io tovolahy io
Rossy - Omena azy (03:45)
Laissé par : ikalamako
le 29/01/2022 14:32
Tsy hita izay omena azy... fa hirahira sy mozika no omena irý akamako #NdrinaZopanage irý androany 😘
Laissé par : ikalamako
le 28/01/2022 21:24
Fa teo anelanelany teo nisy sampanana :sick: ... soava dia dia ho ambinina neninay #nenyJuliette
Laissé par : ANARIM
le 27/01/2022 14:42
Meteza Ianao anio Andriamanitra ô ho hery sy toky ho anay amin'izao famoizana an'i neny izao...
Eny Tompo, manaiky izahay, nefa malemy no sady kely... Torovana tsy ampy hery... Aza avelanao ho irery...
