Liste des dédicaces
Liste des dédicaces laissés par les auditeurs
Laissé par : ikalamako
le 19/01/2022 13:29
Manjombona indray ny lanitry ny kanto malagasy. Misaotra ary soava dia, dia ho ambinina, zoky Erick ! :long: :long: :long:
Tonton Pa - Demokrasia (04:26)
Laissé par : andrysolofotiana09
le 14/01/2022 04:22
Salama,izaho dia anisan'ireo mpankafy ny hiran'i Tonton Pa,dia MBA mangataka an'io hira tompoko
Laissé par : ikalamako
le 13/01/2022 20:25
Ity hira ity dia atolotr'ikalamako ho an'i Fahamarinana Maharitra fa nataony leo mihitsy izahay folo taona lasa izay fa intelo isan'andro ity no nalahany 😜 😊 😊
Tiana sy Silo - Malahelo ny fo (04:02)
Laissé par : dd
le 11/01/2022 08:42
Maraindraina, be zavona, ahatsiarovana ny akany :coolhmm:
Solo - ISAKY (04:16)
Laissé par : hery
le 10/01/2022 20:12
Hira tiako ahatsiarovako an'izay namako iray izay... isaky ny hitanao
Laissé par : hery
le 09/01/2022 18:21
Je mets des dédicaces ici parce qu'il vont s'afficher à la page de Radiovazogasy sur Facebook 😊
Feo Gasy - Tena Marina Tokoa (03:23)
Laissé par : hery
le 09/01/2022 18:18
Tena marina tokoa ny ohabolan-drazantsika 😊
POOPY - Misy Antenaina (03:42)
Laissé par : hery
le 09/01/2022 17:55
Mbola misy foana ny antenaina 😊
Ra Eddy - Zotra fahadimy (04:06)
Laissé par : hery
le 09/01/2022 11:32
Hay vahiny ianao, sendra mandalo aty
Laissé par : harisonhenri
le 30/12/2021 06:25
Gasy tsara midera
' ZAY - Vola (03:47)
Laissé par : 21566999
le 23/12/2021 20:27
Miarahaba tompoko! Mety azo alaina ve ny hira ato sa tsy maintsy henonina fotsiny? Misaotra indrindra
Laissé par : ikalamako
le 18/12/2021 10:58
:red:
